4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Inty aho - Muriel

Faly izay mihoby androany

Fa nandray ny tomponay

Fa lehibe tàto amiko

Ny famindram-po azoko

Ny fahasoavan’Andriamanitra

Ranomasina tsy ritra,

Fa ny momba ahy rehetra

Efa vita..........



BRIDGE:

Mangina kely aho indraindray

Falifaly rehefa mahatsiaro Anao aho

Ao an-tsaiko foana ny teninao

Fiadanana ny any aminao

in-2



REF:Inty aho, ka raiso aho

Anjakao fa mpanomponao

Fa soa lehibe ho ahy tokoa,

Ny manana Anao ato amiko

in-2



BRIDGE+REFRAIN



INSTUMENTAL

REFRAIN

ENDING

Partager inty aho

Commenter inty aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Muriel