4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Na dia mafy aza - DIDY Alfa

Na dia mafy aza

Ny fiainako ety

Na dia sarotra sy mideza tokoa

Ampionony aho, tohano an-dalana

Fa mila ho rendrika ny fiainako



Izaho nivily, niala taminao

Ka nankamamy zao fiainana zao

Toa tsy tsaroako lay hazo nijalianao

Nisoloanao ny heloko



Ankehitriny, Tompo ô ifonako

Ireo hadalana rehetrako ireo

Ampianaro aho

Hahay hitondra tena

Tompo ô! ampio aho.

Partager na dia mafy aza

Commenter na dia mafy aza

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe DIDY Alfa