4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nahoana ianao no tomany - Railovy

Nahoana ianao no tomany, nahoana re ?
Nahoana re ? Inona e ? Mba lazao ! ! !
Vintana ve no tsy tsara
Sa ny nofo no misy mijaly ?
Inona e ? (2) Mba lazao ! ! !

Vintana ve ? O jereo ny taniko
Jereo ny ra mikoriana hatrao
Nofoko ve ? Tsia ! tsy mijaly sanatria
Ny fireneko migadra mba vonjeo

Ô Hitondray hery vao ... ny taniko
Masoandro e !(2) Omeo ny anjara taratray

Hitondray hery vao ...
Masoandro e ! Ny taninay
Henoy ny vavakay Tompo ô !
Fa ho Anao
Haleloia, Hosana (2)

Hitondray hery vao, sns...

Ny Railovy


Jereo eto

Partager nahoana ianao no tomany

Commenter nahoana ianao no tomany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Railovy

Suite