4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Naleonao - Ambondrona

Naleonao

Taitra aho raha nahare fa hay ianao
Tsy nitia ahy akory hatr'izao
tsy noheverinao hotena izy fa kilalao
Ireo tambitamby izay niarahana

Ref : Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka
            Ny ahafantatra ahy ka hitia koa ohatra ahy
            Fa naleonao namitaka foana
            Tsy nihevitra ny hitia ahy na hilaza ny marina
            Fa dia nataonao tsinontsinona
            Ilay fitiavako anao (hatr'izay)

Aleo izaho no hanaja tena ka handao
Satria ny antsika roa tsy ho lafatra
@ zay angamba ooo
Mba mety hahita ilay ho anjara
Ka ho feno ny hasambarana

Ref...

Partager naleonao

Commenter naleonao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ambondrona

Suite