4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Namako - HIRAH

Namako ianao , n’aiza n aiza misy anao

Namako ianao n’inona n’inona atao

Tsy ny iray anie

F ’ireo fiarahana hatram’ izay

No hery izay hampiray

    ref: fa tena namako ianao

           ny heriko nafaho

           na mahantra sy mijaly

           tsarovy fa tsy irery ianao

           fa misy angamba any ho any

           tsy manadino anao , hamalifaly anao

           raha sendra ady

Namako ianao , izarako ny hafaliako

NAmako ianao, manala indray y fahoriako

Tsy ho iray any anie

Fa ny fisainana andro iray

No hery izay ampiray

           ref: fa tena .....

   Ny eritreritro anie

   Tsy anariako anao ombieny

   Fa ny afo mety handratra

   F ’ izaho namanao

          ref: fa tena namako ianao .......( 2 foi)

Partager namako

Commenter namako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe HIRAH