4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nandao ahy - Mage 4

     hatrizay ireo fiteny maminao

      nanafosafo ahy,namelona fanahy

     malefaka fiantefa, namoaka ny tsiahy

     natao ho ahy ireny inoko fa tsy an-tery

fa ianao tsy nanambara

hoe handrava fitia

     niondrika aho nahatsiaro very

     irery fa nilaozan-dry yeah

     rava ilay ankanim-pitia ,ouh oh ouh oh (bis)        

ka toin’ny indray mikipy maso izay

nandao ahy ianao zay antony tsy hay

vatravatra toa tadio nitondra lay

zary afo be tsy misy mamy ho ahy

    fa ianao tsy .......

       niondrika aho .......

ny any azo atao

de ny manadino anao

      niondrika aho ......

        



              de la part de MLL pour MHTN

Partager nandao ahy

Commenter nandao ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mage 4

Suite