4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Naniry aho dia .. - Tomi

Eh! Indry ry zazavavy

Fantatrao aho fa manavy,

Tena potika sy sira

Dia Vita-ndry ny mamilafila



Ny ahy tsy resa-boloky

Ka haman-dalitra, hampanonofy

’Ty tanako te hitsapa

Matahotra aho sao voadaka



REF :

Dia tiako reitsy ianao

ataoko malala ,

Tsy resa-jaza akia na farafara

Fa fitia tsy mba kanosa

Fitiavantsika roa ataoko miavosa

Dia tiako reitsy ianao ataoko madama

Hoy i Kotokely sa Ikala Soafara

Izay revintsika atao mafana

Tantara tsotra kely toa tsisy fiafara



Dia tsy mba misy fo ve reitsy

Amin’izato fihetsikao toa fetsy

Dia faly ery indry fa izaho adala

Aza atao an’izao izaho ry malala



Ny ahy fitiavana amin’ny fo fa tsy loha

Dia ny hiraisantsika roa

Indry ilay anjara nirina

Ka tiako ataoko olon-tiana






Partager naniry aho dia ..

Commenter naniry aho dia ..

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tomi