4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nantsoiko ianao - Salomon

Nantsoiko ianao kanefa tsy nivolana,

Izao tontolo izao nafoiko noho anao.

Ny fitiavako rehetra, aoka tsy hanam-petra,

Fa taminao irery, nantsoiko tsy an-tery.



Nantsoiko ianao, ho tiana, ry tiana,

Izao tontolo izao no henoko mangina

Nikalo teny ho eny, nitsikitsiky niteny,

Niandry anao,

Niandry mora ihany ‘lay olon-tiako izany.

Partager nantsoiko ianao

Commenter nantsoiko ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Salomon