4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Natao ho iray - Mage 4

Raha vao mahita anao aho

Miantsoantso mafy

Averimberiko hoe

Izay tia adala e!



Raha vao manembona ianao

Fantatro foana e!

Mahatsiaro aho aty

Miara-miaina aminao ao anaty nofy



Réf : Natao ho iray

Ny fiainanay



Leferiko ireo ditra

Niainanao tety

Ireo hadalànao taloha

Hodiako tsy hita e!



Ny antsika tsy ho fijaliana

No hiainana ety

Ireo izay rehetra natao

Dia soloy ireo fitia tsy mety lefy



Int : Vavaka no atao

Fefin’ny fiainan-tsika

Tsy hisy handrava intsony

Saina iray ny antsika roa

Noho ilay fitia

Partager natao ho iray

Commenter natao ho iray

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mage 4

Suite