4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mandalova - Nantenaina

Tongava mamangia raha toa ianao ka tia, tongava fôna fôna e!aty an-trano no fotoana! Sakafo mahavoky no miandry anao ety, Fitiavana no toky e! ka faingana mamangia! Maro ny azo atao rehefa tonga ianao, ho tanteraka avokoa 'reo nofinofin-tsika roa. Sangisangy,angotingoty,safosafo,tositosy e! Paradisa ho'a ny Tany e! ka mba tongava ihany! Mandalova ho'a raha toa ka Tia ana! Aza andrasan'elabe e! fa mandalova re! Mandalova akia,fa miandry anie aho Chérie Ny foko efa Tia e! ka mandalova akia! Fitia miredareda latsaka am-po chéri, Mila hafanana, hazavana ilay Fitia. Ngômangôma mahatsiaro,ngôma zaho aty! k'aza matahotra avy enao fa ho avy anie aho chéri! Efa mangetaheta hiaina ilay Fitia, Fitia tsy manam-petra no homeko anao chéri. Isaorana ny Avo,nanome ahy anao e! ka ny vavaka atao e!MBA HO AHY IRERY IANAO E! Ho avy anie aho hamangy anao chéri Tsy hampiandry elabe fa izaho koa efa tia. Ho avy anie aho fa mahandrasa akia, Ny foko efa tia e! omeko anao chéri!

Partager mandalova

Commenter mandalova

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Nantenaina

Suite