4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy mahatoky tena - Nantenaina

N'aiza n'aiza misy an-dry,dia tsarovy foana akia,
misy olona any ho any,Tia anao hatrany.
Efa hatrizay chérie ny foko no tia an-dry,
efa hatry ny elabe no efa tao ilay fitiavana e!

Zaho moa efa malaza hoe votsavotsa vava e!
tsy natokitoky tena e! lany andro nihenahena!

Harivariva tamin'izay nifanao fotoana izahay
t'amorondranomasina e! tany a Toamasina
Zaho moa menamenatra hitarika ny resaka
nefa tsy maintsy izaho ihany no hitarika an izany.

Zaho moa efa malaza hoe votsavotsa vava e!
tsy natokitoky tena ! lany andro nihenahena§

Ny ranomasina aza akia ,namporisika ahy hikôty an-dry
ny rivotra malefaka ô! nanamora resaka
Ny masonao nijery ahy nahatonga ahy ho sahisahy
teo aho tapa-kevtra e! dia nitsoriko teo ny resaka!

zaho moa efa malaza hoe votsavotsa vava e!
tsy natokitoky tena e! lany andro nihenahena!

Tapitra lany teo daholo ny harivariva manontolo
ny sangisangin-tsika roa tratran ny andro maneno akoho
Zaho ve no tsara vintana sa ny trondro no nihinanm-pintana
volana fenomanana ô!nanazava lalana !

Partager tsy mahatoky tena

Commenter tsy mahatoky tena

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Nantenaina

Suite