4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mbola tia - NEW BOYS





Marina fa hoe izaho no tena tia

Mitady anao foana aho manina andry

Marina fa hoe nanao ny tsy mety aho

Zaho mangatsiaka very fitia

     Marina fa hoe izaho no tena tia

     Mitady anao foana aho manina andry

     Marina fa hoe nanao ny tsy mety aho

     Zaho mangatsiaka very fitia

     Fa very fitia



   Fa ny hany teny iray

   Tao am-poko hatrizay

   Fa ny ho tia anao

   Ho tia anao mandrakizay

   Mandrakizay



Tiako ianao nefa matahotra aho na te ho any

Manahy aho tsy ho raisinao ilay fitia

Tiako ianao nefa matahotra aho na te ho any

Manahy aho tsy ho raisinao ilay fitia

Fa ’zaho mbola tia.

Partager mbola tia

Commenter mbola tia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NEW BOYS