4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy misy afa - Ny AFI(vinaninkarena)

Ts’ isy hafa isika rehetra

Tsy hafa isika rehetra

Fa tena iray ao amin’ i Kristy



Koa asakasakareo

Koa dia lozanareo

Raha tsy hifankatia



Ts’ isy hafa isika  rehetra

Tsy hafa isika rehetra

Fa tena iray amin’i Kristy



Izaho no voaloboka

Fa ianareo no sampana

Izay miray ato amiko

Dia tsy halazo, tsy halazo hoy ny tompo



Ts’ isy hafa isika rehetra

Tsy hafa isika rehetra

Fa tena iray ao amin’i  Kristy



Koa asakasakareo

Koa dia lozanareo

Raha tsy hiaradia



Ts’ isy hafa isika  rehetra

Tsy  hafa isika rehetra

Fa tena iray ao amin’i Kristy



Izaho no voaloboka

Fa ianareo  no sampana

Izay miray ato amiko

Dia tsy halazo tsy alazo hoy ny Tompo



Ts’isy hafa isika rehetra

tsy hafa isika rehetra

fa tena iray ao amin’i Kristy

Partager tsy misy afa

Commenter tsy misy afa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny AFI(vinaninkarena)