4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Oay - Lalatiana

toa jefifefy ery

mijery ity fitaratra

mandinidiny tarehy sy bika

kanto fatratra

fa maika andeha hivoaka

hamonjy malala moa

tsy mahatsiaro tena intsony

variana toa revo tokoa

ampita eo anefa trano mifanila moa

ambadikiny fitaratra misy maso ankiroa

mandany andro mijery zato fihetsiny

mikakakaka mihomehy jereo fa jejo ery

jereo, jereo fa jejo ery



ref:

oay (x3) jereo fa tratranay

oay (x3) jereo tsy menatra

oay (x3) jereo fa tratranay

oay (x3) jereo tsy menatra

oay, jereo fa tratranay


Partager oay

Commenter oay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalatiana

Suite