4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Oberziny - RAH-CKIKY

Tolotolona fomba nahomby

Orokoroka vadim-pitia

Safosafo tsy maha bevohoka ry valy e!!



Jerijery tsy mitondra mody

Mitsapatsapa mitady ny atody

Rotsirotsy mahavery tadidy ry valy e!



ie! ie! ieieie!

ie! ie! ieieie!



Notolotolominy izaho omaly alina ê!

Notolotolominy izaho omaly alina ê!

Notolotolominy izaho omaly alina ê!

Notolotolominy izaho omaly alina ê!



Omaly alina e! Omaly alina e! ie!

Notolotolomiko anie izy omaly alina ê!



ref:Notetiteteziny mihintsy ianao

     Nanaovany karazan-kilalao

     Navadimbadiny ambony ambanimbany

     Dia natontantontny t@ tany

     Nazerazerany imbal'indimy

     Soa ihany tsy virijiny

     Fa dia potika mihintsy ny Vitiriny

     Fa notsindrotsindromin'ny oberziny!!



Notrongotrongisako anie izy omaly alina ê!

Notrongotrongisako anie izy omaly alina ê!

Notrongotrongisako anie izy omaly alina ê!

Notrongotrongisako anie izy omaly alina ê!



Omaly alina e! Omaly alina e! ie!

Notrongotrongisako  anie izy omaly alina ê!



ref:Notetiteteziny mihintsy ianao

     Nanaovany karazan-kilalao

     ..............

Partager oberziny

Commenter oberziny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAH-CKIKY

Suite