4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Oh ry tiana - Masiaka

Izy indray ilay joba vaovao

miaraka amiko ho namako ho tiaviko

izy indray no hasoloko anao

hampitony ity fo nilaozanao



Toa vonikazo vao maraina

Mamelona aina ny fahitako azy

anilako eo

Sanatria tsy hanindry andry

fa tena fitia

no iarahanay



Ref:Mafinaritra ohatr’izany ny fiarahanay

Miramirana hatrany, tsisy gidra na tomany



Ka izy amin’izay ary izao e

ilay joba vaovao

Mambabo ny foko

Nahafoizako anao

omeko azy lay fitiavako

Izay nahilikilikao taloha



Ref:

Partager oh ry tiana

Commenter oh ry tiana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Masiaka