4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ohatra ny ho tsara - Rija Rasolondraibe

Miankavia any aho: ny FAHASOAVANAO
Miankavanana aho: ny FAMINDRAPONAO
Manodidina ahy avy ao aloha, avy ao aoriana: FITAHIANA

Miankavia any aho: ny FAHASOAVANAO
Miankavanana aho: ny FAMINDRAPONAO
Manodidina ahy avy ao aloha, avy ao aoriana: FITAHIANA

Manaraka ahy e (x4)
Isan'andro, isan'andro, isan'andro e.
Manaraka ahy e (x4)
Isa-maraina raha mbola velona aina

Reko fa miainga mankany e, samy ho tafiditra androany e
Tsy taitra, tsy maika, tsy tara
Ohatran'ny ho tsara e! (x3)
Ity ilay andro nataon'i Jehovah (x2)

Maminavina aho e, eo ny fanahinao
Mananteraka aho, indro ny tananao
N'aiza n'aiza, na oviana na oviana: FITAHIANA

Maminavina aho e, eo ny fanahinao
Mananteraka aho, indro ny tananao
N'aiza n'aiza, na oviana na oviana: FITAHIANA

Manaraka ahy e (x4)
Isan'andro, isan'andro, isan'andro e.
Manaraka ahy e (x4)
Isa-maraina raha mbola velona aina

Reko fa miainga mankany e, samy ho tafiditra androany e
Tsy taitra, tsy maika, tsy tara
Ohatran'ny ho tsara e! (x3)
Ity ilay andro nataon'i Jehovah
Ohatran'ny ho tsara e! (x3)
Ity ilay andro nataon'i Jehovah

Manaraka ahy e (x4)
Isan'andro, isan'andro, isan'andro e.
Manaraka ahy e (x4)
Isa-maraina raha mbola velona aina

Reko fa miainga mankany e, samy ho tafiditra androany e
Tsy taitra, tsy maika, tsy tara
Ohatran'ny ho tsara e! (x3)
Ity ilay andro nataon'i Jehovah
Ohatran'ny ho tsara e! (x3)
Ity ilay andro nataon'i Jehovah

Nataon'i Jehovah

Partager ohatra ny ho tsara

Commenter ohatra ny ho tsara

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rija Rasolondraibe

Suite