4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mandehana - Pazzapa1

Efa ho taona maro izay no niandrasako anao
Efa ela ihany izay fa toa tsy nampiraiky anao
Any hery azo atao dia ny mandao anao

Nanantena valiny aho tsy taratasy nalefanao
Dia ho sahinao sahady ve ny hanadino aho

Ref: Dia noravainao ireo toky maro nomenao ahy
Noravainao fa tsy ho ahy intsony ianao

Any hery azo atao dia ny mitson-drano anao
Tsy anantena anao intsony anadino tsotr'izao
Mandehana lasa ianao raha izay no sitrakao

Nanantena valiny aho tsy taratasy nalefanao
Dia ho sahinao sahady ve ny hanadino ahy

Ref: Dia noravainao ireo toky maro nomenao ahy
Noravainao fa tsy ho ahy intsony ianao

Any hery azo atao dia ny mitson-drano anao....

Partager mandehana

Commenter mandehana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Pazzapa1