Iny leisy izy iny
Tiako noho ny tiako
Sady faniriako
Iny leisy izy iny
Tovovavy tena mamiko
Sady koa tomaniko
Tiako leisy izy iny
Mba tiako leisy izy iny
K’anefa ny fitiavako
Tsy mety mba voalazako
Ka iny leisy izy iny
Mba hivavaho ihany tsy ho lasan’olona any