4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako100 % - Poopy

Réf:Ny tena tiako aminao, d'ianao
          Tsy misy mihintsy analanà, f'ianao
          Ny endrikao tiako ihany f'anao
          Ny feonao toy izany
          Anao ka tiako
          Ny tena tiako d'ianao, ianao
          Tsy misy mihintsy analanà , f'ianao
          Ny ratsy, tsara aminao, fa anao
          Satria tiako dia tiako ianao
Ianao no maso ibanjinako
Ianao
Ianao no andry iankinako
Ianao
Ianao no rivotra iainako
Ianao mihintsy no fianako
             Ny famindranao mamiko
             Ny tsikinao tena laniko
             Mambabo ahy
             Ianao mihintsy no andrianiko
             Ianao no tokana an-taniko ( ianao)
                                        Réf:....
Tsy misy ny toa anao io (2x)
Fa tena tiako ianao, ianao (x2)
Na misy ratsy aza ianao
Dia ianao
Ka tiako zato isan-jato ianao.

Partager tiako100 %

Commenter tiako100 %

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite