4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Goodbye - QUEEFINATSH

Dia miaky enao fa tsy ahy
'Zaho mialy tsiny ndrey
Nenah ty efa efa poinsa enao raha te handre
Toa lasa mandeha ila
Satria mamilafila
K'ajanony atreo fa zay manombka efa leo
Yo baby boy
Miseo ho danger
Kanefa tsisy atokna fa bandy mapme
Enao io nge tsy ratsy e
Nefa enao kou ts'mlay
Sokafy tsara n'sofinao mba miova kou ndraindray
Dé aza gaga enao raha isi haka lay place
Dé vita atreo mec n'anaranao fa tsy à la page
'Zay vita tsy anenenana ka miala atramin'naega
N'sipa kou tsy bombna fa firy nôr'mega
Ekeko anefa fa manimba fo ilay fitiavana
Nenah ty vitako iany fa nenao n'tena mazana
Dé aleo ilam' Aleo ijanona
Fa 'ilay fitiavana tsy misy intsony kou raha sahanina
MasosoP* ny fikanao toa mandagina B
Ötran'zazakeli vô mianatra mandeha, vô mianatra mikozy, vô mianatra mitsiky
Ka miala miala tany f'efa tsisy mankafy

Ref : Fa goodbye sisa n'azko lazaina anao
Fa zary nofy 'lay fitiavana atramzao
Fa goodbye, goodbye
Goodbye ny amtsika efa otrzay
Vita atreo vita atreo vita atreo
Vita atreo ny amtsika efa vita atreo


(..................)


Ref : .......

'Zaho niezaka aho, niezaka aho
Ny hoe ho tia anao
'Zaho niezaka nitia mangina
Fa ts'fatatrao
Ankehitriny anefa nangatsika ny hafanana
Tsy afakan'itazona aho fa ndao raha tsy tamana
Ny endrikao mipetraka toa lasa tsita oazy
................fa aleoko manal'azy
Raha bandy otrnao tsy ataoko ankarary fo
Au revoir, goodbye fa tsy D ilaina kou
Betsaka ny sipa fa afa iany kou ny aty e
Betsaka ny tsara fa ts'ratsy kou ny aty e
...............na kou any anaty revy
Dia akombony ny vavanao f'efa tsisi tsisy miaino
Refa zay izy D zay
Refa tsy ao izy D mbay
Kobnao izi, OKAY
Efa ôtrotrôtrzay
Ianao io manafuck, ianao io maptsôka
Ianao io ten fuck zsady...........tsisy apoka

Refr: Fa goodbye.......

Partager goodbye

Commenter goodbye

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe QUEEFINATSH