4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raha sendra ka... - Jessy

Rah’sendra tiana sendr’olon-kaf’ianao

Izaho hangina banga ilay toeranao

Rah’sendra fitia tsy m’tovy amin’ny aty

Aza adino izaho mbola tia



Nefa rah’sendra tsara tandrify

Aza matsiaro ahy toy ny tsy misy

Nefa rah’sendra olana mafy

Zaho ihany ’lay tokana zatra mihafy



Rah’sendra faly ka mikoran’ianao

Tsy sasa-miandry aho fa miandry miandry anao

Rah’sendrasendra mafana be lalao

Zay tena mahafa-po atao



Nefa rah’sendra tsara tandrify

Aza matsiaro ahy toy ny tsy misy

Nefa rah’sendra olana mafy

Zaho ihany ’lay tokana zatra mihafy



la la la la la la



Nefa rah’sendra tsara tandrify

Aza matsiaro ahy toy ny tsy misy

Nefa rah’sendra olana mafy

Zaho ihany ’lay tokana zatra mihafy



Mbola miandry e sasa-miandry miandry foana (3)

’Lay tokana zatra mihafy



Nefa rah’sendra tsara tandrify

Aza matsiaro ahy toy ny tsy misy

Nefa rah’sendra olana mafy

Zaho ihany ’lay tokana zatra mihafy

Partager raha sendra ka...

Commenter raha sendra ka...

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jessy