4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raha sendra tsy hita i lala - Aurélie sy Landy

Milaika malako ny dia

F’efa tolaka re itony andro

Miara-mamindra fa tia

F’efa tolaka re itony andro

Milaika malako ny dia

F’efa tolaka re itony andro

Miara-mamindra fa tia

F’efa tolaka re itony andro



Raha sendra tsy hita I Lala ooooo

Nanjombona tampoka ny andro ooooo

Ihohoho (2)



Milaika malako ny dia

F’efa tolaka re itony andro

Miara-mamindra fa tia

F’efa tolaka re itony andro

Midola toa mamelovelo

Toy ny orana lavitra akaiky

Satria ny orana mampalahelo

Rehefa tolaka re itony andro



Raha sendra tsy hita I Lala ooooo

Nanjombona tampoka ny andro ooooo

Ihohoho (2)



Raha sendra tsy hita I Lala

Nanjombona tampoka ny andro

Miara-midola eo anilanareo

Rehefa tolaka re itony andro

Midola eo anilan’ny tiana

No mba zavatra iriana indrindra

Hantahanta hombam-pifaliana

Rehefa tolaka re itony andro



Raha sendra tsy hita I Lala ooooo

Nanjombona tampoka ny andro ooooo

Ihohoho (2)



Raha sendra tsy hita I Lala

Nanjombona tampoka ny andro

Miara-midola eo anilanareo

Rehefa tolaka re itony andro








Partager raha sendra tsy hita i lala

Commenter raha sendra tsy hita i lala

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Aurélie sy Landy