4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Efiko parsi - Rak Roots

Aleoko tazomina ho ahy samy irery
Malala ny fitiavako anao sao tsy anjara
Fa raha volagniko anao dia mba menatra aho sao tsy ifamaly e !
Lay Foko midoboka mafy maniry ny ihanta itampify eo anilanao
Fa mba faniriana ny azy le mba iara-dalana aminao e !

Fa tsy naharay lamba anie rehefa iny ianao sendra mandalo
Zay no mahatonga ana ikalokalo
K’aleoko nenaranao no vetsoina rehefa sendra mba matsiaroooo
Efiko oh ..

Refrain :
Efiko ho ahy irery ny fitiavako anao iny
Tsy amboraka aho tsy iteny fa ho tiaviko mangina
Efiko ho ahy irery ny fitiavako anao iny
Tsy amboraka aho tsy iteny fa ho tiaviko mangina

Tiako ianao malala eh , tsy votery ifankalala eh
Tiako ianao fa aleo aloha Parsi
Parsi-Parsi-Parsi-Par là ..
Tiako ianao malala eh , tsy votery ifankalala eh
Tiako ianao fa aleo aloha Parsi
Parsi-Parsi-Parsi-Par là ..

Dia ilay ventsom-paniriana
No naniry anana olon'tiana
Dia lasa nitia antsokosoko
Mino aho fa tsy fadisoako
Nahatsiaro irery ao ampandriana
No nahatonga ny saiko aminavina
Kanefa dia aleoko aloha mangina eh
Fa ho ita eo zay ao arina ao

Fa tsy naharay lamba anie rehefa iny enao sendra mandalo
Zay no mahatonga ana ikalokalo
K’aleoko nenaranao no ho vetsonina rehefa sendra mba matsiaro

Refrain

Partager efiko parsi

Commenter efiko parsi

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rak Roots