4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Rondro - RAMANANJANAHARY ALBERT

RONDRO a RONDRO a

mahafatifaty ahy izato ianao

RONDRO a RONDRO a

toa zana-javatra izato ianao



o e izato ianao

mirondrorondro  ny endrikao

an an oo e

izato masonao

mipitrapitra mahate-ho  tia



RONDRO a  RONDRO a

tiako ny miara-dia aminao

RONDRO a RONDRO a

tiako ny miombom-pitia aminao



o e tena kanto ianao

mambabo  ny mason’ireo izay mahita

an an oo e

RONDRO mamiko

satriko foana ny hiantso ny anaranao



RONDRO a RONDRO a

RONDRO a RONDRO  a

satriko foana ny hiantso ny anaranao

RONDRO a

oooo ee

RONDRO a

satriko foana ny hiantso ny anaranao

an an ooo eee

RONDRO a RONDRO a

satriko foana ny hiantso ny anaranao

Partager rondro

Commenter rondro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAMANANJANAHARY ALBERT