4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tositosy - Ritou

Tositosy niarahana taminao

Teo anivon’ny fitia

Tsy fohy tsy haiko ny hanadino re

Ny toky izay natolotrao



Foinao ty namanao iray

Mahantra be fitia

Navelanano hangahiahy

Sahinao ny hanova izany dia



Navelanao irery aho

Ontsa re izany foko

Aiza re no aleha

Raha ilaozanao aho (x 2)

O ho o



(Eny é tsy maninona)



Foinao ka atao ahoana moa

Feno ratra izany fo

Toniko falifaliako

Mba hamo anao izay nafohy



Toa nofinofy ihany anefa

Mbola ho sarotra ny dia

F’efa ninia tsy hanisy fetra fitia

Hitia eny hitia



Navelanao irery aho

Ontsa re izany foko

Aiza re no aleha

Raha ilaozanao aho (x 2)

O ho o

Partager tositosy

Commenter tositosy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ritou