MADAGASIKARA
Tena mitsatoka amin’ny foko lesy fa nozimbazimbain’là
Roapolo taona be izao ve lesy ity Tanindrazako malala
Manontany i Madagasikara : mbay elà eo, eto Madagasikara
Foiny izaho mbola kely lesy dia efa nahalala
Ny fomba ratsin’elà lesy, tena fihetsik’adala
Manontany i Madagasikara : mbay elà eo, eto Madagasikara
Jereo ny olona mijaly lesy, efa any amin’ny tantara
Ny harenany lasan’là lesy, izy no hitsara
Manontany i Madagasikara : mbay elà eo, eto Madagasikara
Miandry valibabena amin’là izy
Sazy sahaza amin’là no ilainay
Manontany i Madagasikara : mbay elà eo, eto Madagasikara
ROLF