4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Safidy - Trait d'Union

Volatiana,

Malalatiana,

(Samy tiana,)

Samy tiana

Tsisy azo ariana,



(Volatiana)

Volatiana,

Malalatiana,

(Aleo fidina,)

Aleo fidina,

Izay tena tiana,



Malalatiana,

Raha tsy tiana,

Aleo ariana

Sao variana,



Volatiana,

Raha tena tiana,

(Aleo alaina,)

Aleo alaina,

Sao diso aoriana



Mamitiana,

I Haritiana ,

(Sedra tiana,)

Sendra tiana,

Dia mampifila,



(Mamitiana)

Mamitiana,

I Haritiana,

(Efa nafoiny)

Efa nafoiny,

Ilay olon-tiany



Fa ianao,

Ilay tena tiany,

Nofidiny,

Ka tsy foiny



Volatiana,

Mamitiana,

(Sahia manoatra)

Sahia manoatra,

Sao tara loatra,



I Haritiana,

Malalatiana,

(Rahoviana,)

Rahoviana,

No hatao ilay dina ?



(I Haritiana,)

I Haritiana,

Malalatiana,

(Sao variana,)

Sao variana,

Ka diso aoriana,



Aza resin’ny,

Akora,

Fa ny fiainana,

Tsy mora,



Fa na iza,

Hanakivy

Anao ihany

Ny safidy



Aza resin’ny,

Akora,

Fa ny fiainana,

Tsy mora,





I Haritiana,

Malalatiana,

(Tsara fiafara,)

Tsara fiafara,

Izay tena anjara.



Eo, ihany



2x

Eo eo, eo ihany an,

Eo eo eo ihany,



2x

Eo eo ahotsany an,

Eo eo ahotsany,



4x

Alao fa aza variana,

Hajao raha toa tena tiana,



2x

Eh, eh, eo ihany an,

Eh, eh, eo ihany



4x

Eh, eh, eo ihany an,

Eh, eh, eo ihany



2x

Eh, eh, aotsany an,

Eh, eh, aotsany,



2x

Eh, eh, eo ihany an,

Eh, eh, eo ihany,



6x

Eh, eh, eo ihany an,

Eh, eh, eo ihany,


Partager safidy

Commenter safidy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Trait d'Union