4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sambasamba - Njila

Sambasamba aho mahita anao
Miramirana toy izao
Adinodino 'reo olana
'Zay mangeja ny fiainanao

                            Aringano 'reo fefy taloha
                            Nampizarazara hatrizay
                            Aminay dia mitovy avokoa
                            K'aoka isika hitambatra ho iray

Sambasamba hatrizay
Ianao miaraka aminay
Fa lanonana ny aty
Tsy anenenana ho doria
'Zahay hanala sorisory
Sy 'reo zava-mampahory
Hiezaka ny hamalifaly
Fa ny androany tsy toy ny omaly

                                             NJILA

Partager sambasamba

Commenter sambasamba

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njila

Suite