4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sambatra - Rolf

Ireo nofinfy omeko anao
Ho valiny zavan-tsoa azoko taminao
Fitiavana matotra tsy adalana intsony fa ho anao avokaoa ny fiainako
Tsy takatriny saiko ny heriko
Fa hatambatro ho vato ato anatiko
Rehefa sambatrao de hozaraiko aminao ny elatro
Haniry hitsidina isika roa eny an-danitro

Sambatra aho manana anao miankina tsisy tohotra
Sambatra aho tsy tavela mangigina
Ity fiainako manantena olon-tsotra toa anao re
Olon-tsara tsy foiko atakalo ho anizaniza (2x)
Ho avadiko ireo pejy maizina rehetra ny tantarako

Ny voady sy ny toky tsy homeko
Ny hitia anao mandrakizay tsy ho teniko
tsy ny resaka fa ny hataoko no ho foiko ho anao re
Misy fetra ny zava-drehetra eto an-tany ko

Sambatra aho...

Partager sambatra

Commenter sambatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rolf

Suite