4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sambatra - Majeur 7

Isika roa no tafa-tambatra

Dia noho ilay fitiavana

Izaho tia anao

Ianao tia ahy

Izay ilay fo mifankatia

Tsiambaratelonao

Tazomiko mba ho ahy koa

Izay rehetra tianao

Ankafizinao

No mahafaly ahy koa



Fitiavana

Fitiavana ihany

No manambatra ho iray

Ny tianao no tiako hatrany

Eny na ho mandrakizay



Ooo samy sambatra

Partager sambatra

Commenter sambatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Majeur 7