4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sambatra - Ndrina ramamonjy

Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin’ny fisainan’ny ratsy fanahy

Sambatra ny olona izay tsy mijanona eo amin’ny falehan’ireo mpanota

Sambatra ny olona izay tsy mipetraka eo amin’ny fitoeran’ny mpaniratsira

Fa ny lalan’i Jehovah no sitrany

Fa ny lalàn’i Jehovah ihany no saininy andro aman’alina

Tahaka ny hazo iray ambolena eo amoron’ny rano izay velona

Izay mamoa amin’ny tena fotoana, ny raviny toa tsy malazo

Ary ny asany koa lavorary o o

Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin’ny fisainan’ny ratsy fanahy

Sambatra ny olona izay tsy mijanona eo amin’ny falehan’ireo mpanota

Sambatra ny olona izay tsy mipetraka eo amin’ny fitoeran’ny mpaniratsira

Fa ny lalan’i Jehovah no sitrany

Tsy toy izany ny ratsy fanahy izay akofa aelin’ny rivotra

Ny fitsarana sy ny fiangonan’ny marina tsy hay ijanonana

Jehovah no mahalala ny lalana marina

Fa izy no ratsy fonenana ho any amin’ny fahaverezana

Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin’ny fisainan’ny ratsy fanahy

Sambatra ny olona izay tsy mijanona eo amin’ny falehan’ireo mpanota

Sambatra ny olona izay tsy mipetraka eo amin’ny fitoeran’ny mpaniratsira

Fa ny lalan’i Jehovah no sitrany

Partager sambatra

Commenter sambatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ndrina ramamonjy