4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sambatra - KAMBANA (TAHIA &TANTANO)


Sambatra be raha sambatra hono e !
fa miaraka aminao
tsy atakaloko intsony,
ary tsy hitady hafa intsony ,

Ela dia ela loatra izay e!
faniriana fotsiny ny ahy ,
tojo ilay niriko aho ankehitriny ,


endrey izany hafaliako
endrey izato ianao ry tiako
ny tontolo androm-piainako mihitsy
no natokako ho anao
fa olon-droa natao hiaraka isika roa


Tsaroako raha tsaroako tokoa fony isika
mbola menamenatra
mifanjohy an-dalam-be
niresadresaka ela be

D'injay nipololotra mora dia mora
teny mamy natao ho ahy
mbola tena bedin'i dada isika
tamin'izay !

Partager sambatra

Commenter sambatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe KAMBANA (TAHIA &TANTANO)