4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Samia mamoy - TARIKA TSIMOKA

Fitia feno tsy mba nanalana io no natolotro anao

Ka mba ho sambatra no fikasana rehefa eo ankaikinao

Hay ny fonao nisy hevitra hafa tany ambadika tany

Ka na ataoko aza ny andefitra toa tsy ho tantiko izany



Azafady aho fa hiala aminao

Na efa maro aza ny efa natao

Fa raha fitia tsy ho matotra

Aoka sao mamatotra



Raha tsy niteny aho dia angamba ho diso fa ianao no mafy loha

Fitia avy koa atao risoriso iza no anam-po

Reo tenimamin'ny fiarahantsika teo imaso teo reny

Kay ve ianao ity ka jokotsoriaka mody mba hendry be



Izaho akory tsy hamaly faty

Tsy itahiry alahelo anaty

Fany amintsika tsy afaka hitohy

SAMIA MAMOY


Partager samia mamoy

Commenter samia mamoy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TARIKA TSIMOKA