4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sodoma vaovao - Mage 4

Teny iray dradraiko ho henon'ireo izay manam-panahy
Izay notendrena
Ny fifanekena
Tsy nisy nandray
Ho lasa inona ity tanàna
Fonenantsika ity
Raha toa ka laho
Tsy hahatamana
Hankarary sy hankahia
ô ô

Ny tontolo iainana mamizaka
Mandreraka
Ireo be sandry ihany koa
Mandripaka
Mahavaky loha
Rehefa te-hivoaka ialahy misy setroka
Manempotra
Etsy sy eroa
Sy ny halatra

Zany 'lay tanànanay e
Mahantra sady mahamay
Matim-bono lava izao ô
Lasa sodoma vaovao

Ie ie
Be ireo tanora no midoroka
Mamofona
Ireo areti-mandoza
Toa mihanaka
Mahavalaka
Ts'hita izay iainana fa mampanahy
Mahaketraka
Izay no sodoma vaovao

Partager sodoma vaovao

Commenter sodoma vaovao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mage 4

Suite