4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy hadino - SADISTIC

1-Hira sy kalo sisa

hatsiarovako ilay androntsika

Mamisavisa izay miseho ao!

Dia mbola hira ihany no amfako ilay fitiavako

izay mibahana tato amiko

          ref:Moramora izany, ho anao

               Nefa ny ato am-poko kosa tsy ho fantatrao

Ato ahoana, ny hanadino anao

tsy hay fafana ny fitiavako anao

Tsy hisy hahasolo anao , amin’ny fiainako

F’ianao no tena andry hitokian’ny fitiavako



2-Haiko anefa ho zava-tsarotra izany

Ary koa manahiran-tsaina an!!

F’ianao no mbola tiako hatrizay ka hatrizao

Nefa moa tsy sitrakao aho

ref:

Partager tsy hadino

Commenter tsy hadino

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe SADISTIC