4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy ho nofy - Sandra

tiako ianao kanefa sarotra amiko
ny anadino ny lasa an'eritreritro
rehafa tsy anilanao aho dia mitoreho
mitalaho aminao aho ka mba jereo

ref : enga anie ka tsy ho nofy ny tantarantsika roa
ka ho tsaroako na matory na mifoha
maizina ny tontoloko raha tsy eo anilanao
tiako ho mandrakizay ny antsika sy anao

taty aoriana dia niamafy ilay fitia
nanonja hatrany am-poko ilay fitiavanao mahery
noho ny alina dia manofy anao aho
tiako tsy ho nofy ilay eo anilanao

ref : enga anie ka tsy ho nofy ny tantarantsika roa
ka ho tsaroako na matory na mifoha
maizina ny tontoloko raha tsy eo anilanao

tiak ho ahy irery ny fitiavanao

Partager tsy ho nofy

Commenter tsy ho nofy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Sandra