L: tsy mba misy tsy ho diso
fa izay mikiry no adala
L->V: Ny fitia hamafiso
L->V: ka tano mafy tsy hiala
L->V: aoka re tsy ho kiriana
L->V: ra toa anarin’olotiana
L->V: mibaboha lalandava
L->V: mba ho miramiran-dtva
V: Raha miteny ndrematoa
L: aoka hihaino ramatoa
V: raha mananatra rafotsy
L: aza d mamotsifotsy