4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira T ho any aminao - Raboussa

Androany ah ry Joba vao mahasoratra ho an'dry
Fa mbola taraiky aty an-tany lavitra aty.
M'sora, dia somary lasalasa vinany
Mahatsiaro anao ah dia ohatry ny maian an-tany
Dia nihezaka ah ny tsy hisatimaka fa tsy mety voafetra
Mampanembona ah...'zay itan'ny masoko rehetra rehetra
Mahatadidy, lay vatanao misafosafo.
'lay tsikinao tsisy mpanana iny, vidiko lafo.
Mahatsiaro anao ah dia otry ny avy n' kafoM
Tsemboka ny vavako, tsy haiko 'azy kozy tononina
Dia za mino, fa any volana any taona
Ianao tsy alavitra intsony fa akaikiko eo foana foana
Ra henonao 'ty dia sio fo m'tempo anakiray.
Dia tadidio fa mahatsiaro ano 'zay 'lay koff boay....

** tiany hoTsapanao 'lay teny kely teo.
zay f'izy anie tena tia anao
Te ho any am'naoizy, Te ho any am'nao izy eh....
.....

Ndray andro any ah ry Joba ho tonga eny am' tan?na
Dia haveriko ndray 'lay tsika roa mitambatra hafanana
'Lay teny roa...rervenao koziko avy ato am-poko
Am' lay fiakanjoko ndraindray lazaina jiolahmboto
Le manodidina matetika manakiana
Ts' koah zan!
Fa ny zavatra enjehina vao mainka ahazona fiany
Mba handinihany, fa tsika roa tsy afaka miady
Dia ny olana rehetra sedraina fa tsy hisaraka sahady
F'ianao anah, dia za natokana ho an'dry...
Roa sarotra sarahina fa fitia atakalo fitia
Raha henonao 'ty dia asio fo m'tempo anakiray.

Dia tadidio fa mahatsiaro ano 'zay lay koff boay.

** Tsapanao 'lay teny kely teo.....

Partager t ho any aminao

Commenter t ho any aminao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Raboussa