4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tafandria mandry - Ambondrona

Rehefa ariva ny andro, eto fôna aho,
rehefa mody ny masoandro, anatitra anao.
Hanoy no faniriana, fa tsy afaka atao ouhouh,
ka ato anaty mangina, miandry ny hafatrao...

Na dia nihaona aza isika, ny andro mazava,
dia tô zah ndray nivika, nialina tô ty no lava.
Ka ho fehin'ny androany, anoraty aho toy ny omaly ouhouh,
hoe tena tia anao, malahelo aho ny ho valy...

ref:
Mba antsoy na andefaso hafatra, satriko aza isan'andro,
tsy hoe mitalaho na mila vaniny aho,
fa na dia hoe tafandria mandry, fihina sy oroka mamy...

Variana sy sondriana, miandry ilay fotôna,
malahelo olon'tiana, tsy ahita teny to môna,
Soraty, andefaso zay mba tiana, zao efa tsindrindôna ouhouh
Raiso ny avy ato ampoko ary anie, izao koa tia fôna...

ref :
Mba antsoy....

Oohooh...Tsy fanahininiko, ny manembona anao alohan'ny andriko...
Oohooo...Zay ny faniriana, ho entiko ho nofy, fa tsy andry ny ampitso...

Partager tafandria mandry

Commenter tafandria mandry

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ambondrona

Suite