Aza avelanao aho, na dia mahantra aza
Aza atosikao aho, na dia adala aza
Tena tia anao aho, ry kalakeliko
Tena tia anao aho, matoa tonga aty
Ref :
Tena tia anao aho ho’a e !
Tena tia anao tokoa
Tena mila anao aho, matoa tonga aty
Tsy mbola nisy sipa, tsy mbola nisy fo,
Tsy mbola nisy ditra nampivadika ati-doha
’Zaho tsy te hody, f’efa nahita anao
’Zaho tsy hatory raha tsy eo anilanao