Ho sambatra aho raha ho tianao
yeah !yeah ! yeah! yeah !
Tsy rarahinao mihitsy ho no izy
Nefa tia, tia tena tia be
Tsy asianao sira mihitsy hono izy
Nefa tara potika be
Tomany foana
Taraina foana
Dia midelira e
Tsy asianao sira
Toa tsy misaina
Ianao no ao an-tsaina
Ny anaranao e
Lay sarinao
Tsia ve sa eny e
Ilay valin-teny e
Tsy asinao kozy
Tsy asinao teny
Tsia ve sa eny e
Lay valin-teny
F’izy tena tia
Tia tena tia
Tsy iasanao saina mihitsy hono izy
Tsy valinao ilay taratasy
Tsy vakinao loha
Ekenao sa tsia ve
Ilay fitia e