1 – Tokin’Andriamanitra ny zanany
Ka nomeny fahefana mba hanao ny asany
Nataony solontenany sy ho mpamonjy izy
Nefa koa naniraka ny mpianany indray
Dia isika izao no nataony toky sy mpianany
2 – Tsy mba ny hendry na koa ny manan-tsaina
no indro re nofinidiny
Fa ny adalan’izao tontolo izao no nataony
Hampamenatra anao
Ka meteza ianao ho fiasam-piadanana
Mba hamerina indray ny ondry mania very hatrizay