Ny ranomasina nanontaniako
tao anaty ala notadiaviko
tao anaty aizina no niantsoako
Tompo ô, aiza ianao
Mitady anao, miantso anao Tompo ô
miandrandra mangataka aminao aho
hanafaka anie ny hadisoako
higoka izany hasambarana
Bitsio mangina ato am-poko
f’izay tinendrinao no lalako
ô mitady anao aho ambarao é
Tompo ô aiza ianao
Réf...