Tonga nofo ety an-tany
olombelona
Ilay Jesosy tompo soa famonjena
io no teny tonga nofo
ho anao, ka derao sy hobio fa Mpanjakanao
Ma Mpamonjy no teraka ho anareo
ao an-tranon’omby aho andeha zahao
tsy mba trano mendrika haja
izy izao; fa ao am-pahitra mahantra no hohitanao