Tretrika aho ry Jeso o!o!
Fa handray anao ato anatiko
Ka ianao no hiaro ahy
Fanahy amam-batana
Ref:
Ry Jeso o!
vonona aho hanara-dia anao
ka hialoka ambany elatrao
raha sendra ady sarotra
Izay ela izay aho nahatsiaro ho very
Tsy nahalala izay haleha
Ankehitriny kosa dia ianao
No hitantana ahy
Ref : (x2)