TSODRANO
Hitahy anao anie ny Tompo
Ka hiaro anao
Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah
Hitahy anao anie ny Tompo
Ka hiaro anao
Sy hamindra fo (aminao) sy hamindra fo
Hanandratra ny tavany
Hanandratra ny tavany (aminao)
Hanandratra ny tavany
Ka hanome fiadanana
Ka hanome fiadanana (ho anao)
Kahanome fiadanana
A a amen, a a amen, a a amen