(duo lahy sy vavy)
Satria hoy ny fanantenako (bis)
rehefa any am-pasa-mangina
vao tiako hilazalazako
ny miafina rehetra ato am-poko
Ilay endriko maloka teny
Tsy ambarambarako anao
raha tsy efa vovoka eny
izao vatako tazana izao
Ny zava-mahory ny saiko
tsy ambarambarako anao
raha tsy efa voaraiko ilay fiainana iray vaovao