Tsy hasaraka anao aho Tompo ô!
Mandram-podiako any zovy @nao any ê!
Tsy handao anao aho Tompo ô!
Satria tiako Ianao
Fa ento Jesosy, mpanao asa maro
Mpanao fahagagana amin\\’ny olombelona
Natao tsy ho sitrana , sitrana ireo marary
Endrey, endrey ,endrey
Tsy hasaraka .....
Ya kokolampy, ya mandehana
Mandehana anao akany
Fa ento tsy tanana anao
Fa ento tsy tananao fa tanan\\’i JESOSY
Mialà , mialà, miàla