1- Mody tsy mijery, hay ianao mahita azy ihany
be ny teny ambara, fa tsy sahy milaza
ny ao am-ponao ko, izay midongy aloha
mampifila kely, sady matotra fijery
Ref: Tsy intsony koa izay resaka taloha
na ny iray aminareo no tsy anome ny fo
ny azy hono hoe mbola misy toerana
2- Mody tsy miteny, fihetsikao no namboarinao
ty mitsikitsiky, maka fanahy
nosotoninao mihintsy ny fony
sao tsy azonao intsony, menatra anga hoe:MAKA LEHILAHY